sambokely (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambokelinay tononkira.serasera.org e, eny anivon-dranomasina
atopatopan’ny onja mahery fafazan’ny rivotra mafy
Sarin’ny fiainanay e, mamaky izao tontolo
sedrain’ny fakam-panahy sy rendrarendra manodoka
Ianao Jesoa Tompo ô no andry sy tokinay e
Tsy mana-tahotra izahay fa miaraka Aminao
Ianao no Vatolampy iorenan’ny finoanay
tsy hihontsona izahay na be reo fakam-panahy
Eny an-dalana eny mamaky haizim-pito
Tsy mana-tahotra lewrzwk (izahay) fa manana toky sy aro
Ianao Jesoa Tompo ô, miara-dalana aminay e
Tsy manana pdbbhak ahiahy izahay na be aza reo fahavalo
Na fijaliana na fahoriana, manamaivana Ianao
Na hafaliana na haravoana, Ianao miaraka aminay
Na fanenjehana na fanaratsiana, hauwdcm mankahery Ianao
Na fahombiazana na fahasoavana, noho ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 603
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:15