sambokely (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambokelinay e, eny anivon-dranomasina
atopatopan’ny onja mahery fafazan’ny rivotra mafy
Sarin’ny fiainanay e, mamaky izao tontolo
sedrain’ny fakam-panahy sy rendrarendra manodoka
Ianao Jesoa Tompo ô efgtstsi no andry sy tokinay e
Tsy mana-tahotra izahay fa miaraka Aminao
Ianao tononkira.serasera.org no Vatolampy iorenan’ny finoanay
tsy hihontsona izahay na be reo fakam-panahy
Eny an-dalana eny mamaky haizim-pito
Tsy mana-tahotra (izahay) fa manana zywq toky sy aro
Ianao Jesoa Tompo ô, miara-dalana aminay e
Tsy manana ahiahy izahay na be aza reo fahavalo
Na fijaliana na vqxpew fahoriana, manamaivana Ianao
Na hafaliana na haravoana, Ianao miaraka aminay
Na fanenjehana na fanaratsiana, mankahery Ianao
Na fahombiazana na fahasoavana, noho ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 484
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:15