Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha mitondra fanatitra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E; Raha mitondra fanatitra ianao
Manoloana ny otelydia miverena kely
Ndeha aloha avelao ny rahalahinao
Sy izay manan’ady aminao
Mba ho mendrika ny fanatitrao
Sambatra (ny malemy fanahy, voaenjika noho ny marina
fa handova ny tany sy dmuwibqg klntpw ny lanitra)
Ny madio fo fa hahita an’Andriamanitra
Sambatra (ny ory fa hampifaliana,ny miantra fa hiantrana,
Ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana)
Fa izy no hovokisana
Ary mifalia e, mifalia tononkira.serasera.org e fa lehibe ny valim-pitia
E aza manao hoe maso solon’ny maso na nify solon’ny nify
Fa raha misy mamely ny takolaka havana(na)
Dia atolory azy koa ny ankavia uofsmn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 07:58