Raha mitondra fanatitra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E; Raha mitondra fanatitra ianao
Manoloana ny otelydia miverena kely
Ndeha aloha avelao ny rahalahinao
Sy izay manan’ady aminao
Mba ho mendrika ny fanatitrao
Sambatra (ny malemy fanahy, voaenjika noho ny marina
fa handova ny tany sy ny lanitra)
Ny madio fo icnwcx fa hahita an’Andriamanitra
Sambatra (ny ory fa hampifaliana,ny miantra fa hiantrana,
Ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana)
Fa izy no hovokisana
Ary mifalia e, mifalia e fa lehibe ny valim-pitia
E aza manao hoe maso solon’ny maso kbcsg na nify tononkira.serasera.org solon’ny nify
Fa raha acbomnk misy mamely ny takolaka havana(na)
Dia atolory azy koa ny ankavia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 524
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:58