Raha mitondra fanatitra (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E; Raha djudfip mitondra fanatitra ianao
Manoloana ny otely dia miverena kely
Ndeha aloha avelao ny rahalahinao
Sy izay manan’ady aminao
Mba ho mendrika ny fanatitrao

Sambatra (ny malemy fanahy, voaenjika noho ny marina
fa handova ny rtagwg tany sy ny lanitra)
Ny madio fo fa hahita an’Andriamanitra
Sambatra (ny ory fa hampifaliana,ny miantra fa hiantrana,
Ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana)
Fa izy no hovokisana
Ary mifalia e, mifalia e fa lehibe ny valim-pitia

E aza manao hoe maso solon’ny maso na nify solon’ny nify
Fa raha misy eufmce mamely ny takolaka havana(na)
Dia atolory azy koa ny ankavia tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 599
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 07:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1233