Lehibe ny fitiavanao anay Ray o (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny kintana maneho ny hankanton’ny alina
ny volana manazava ny alina
ny masoandro manazava ny andro
ny rivotra iaignanay maneho ny jgfba hankaton’ny zava- boarinao Ray
ny voro-manidin’isan-karazany
Ny ala mameno ny tendrombohitra
ny rano mikorina eny an-tsaha
mamelona ny zava-manan’aina
maneho ny hankaton’ny zava-boaarinao lkbbgo Ray
Misaotsy e, misaotsy e lehibe (ny) fitiavanao anay Ray o
misaotsy e misaotsy e (ny) fitiavanao tononkira.serasera.org no mampisy anay
misaotsy e misaotsy e, Fanahinao manamasy anay Ray o
misaotsy e misaotsy e lwue navahanao amy zava-boaary ahay
Misaotsy anao ahay Ray o atety lahy ny hasy omenay anao
misaotsy Anao ahay Baba ny dera sy ny voninahitra ho Anao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba
Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba misaotsy e
ahay Baba misaotsy e
nahazo gn’ andro androany e
nomenao panamasy ahay e
nomenao piarakandro ahay e
misaotsy ragnandria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 06:59