Lehibe ny fitiavanao anay Ray o (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny kintana maneho ny hankanton’ny alina
ny volana manazava ny alina
ny tononkira.serasera.org masoandro manazava ny andro
ny rivotra iaignanay maneho ny hankaton’ny zava- boarinao Ray

ny voro-manidin’isan-karazany
Ny ala mameno ny tendrombohitra
ny rano mikorina eny an-tsaha
mamelona ny zava-manan’aina
maneho ny hankaton’ny zava-boaarinao Ray

Misaotsy e, misaotsy e lehibe (ny) fitiavanao anay Ray o
misaotsy e misaotsy e (ny) fitiavanao edyslnd no mampisy anay
misaotsy e misaotsy e, Fanahinao manamasy anay Ray o
misaotsy e misaotsy e navahanao amy zava-boaary ahay

Misaotsy anao ahay Ray o erffhb atety lahy ny hasy omenay anao
misaotsy Anao ahay Baba ny dera ujycbo sy ny voninahitra ho Anao

Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao

Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba

Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba misaotsy e

ahay Baba misaotsy e

nahazo gn’ andro androany e
nomenao panamasy ahay e
nomenao piarakandro ahay e
misaotsy ragnandria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 771
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 06:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309