Lehibe ny fitiavanao anay Ray o (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny kintana maneho ny hankanton’ny alina
ny volana manazava ny alina
ny masoandro manazava ny andro
ny rivotra iaignanay maneho ny hankaton’ny zava- boarinao Ray
ny voro-manidin’isan-karazany
Ny ala qpus mameno ny tendrombohitra
ny rano mikorina eny an-tsaha
mamelona ny zava-manan’aina
maneho ny hankaton’ny zava-boaarinao Ray
Misaotsy e, misaotsy e lehibe (ny) fitiavanao anay Ray o
misaotsy e misaotsy e (ny) fitiavanao no mampisy anay
misaotsy e misaotsy e, Fanahinao manamasy anay Ray o
misaotsy e misaotsy e navahanao amy zava-boaary ahay
Misaotsy rnnbhu anao ahay Ray o atety lahy ny hasy omenay anao
misaotsy Anao ahay Baba ny dera sy ny voninahitra ho tononkira.serasera.org Anao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy eiqddtnl ahay Baba
Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba misaotsy e
ahay Baba misaotsy e
nahazo gn’ andro androany e
nomenao panamasy ahay e
nomenao piarakandro ahay e
misaotsy ragnandria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 773
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 06:59