ISAORANAY (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ianao lefctf ry Rainay
nanome anay hasoavan-dehibe
ny fofon’aina mbola iainanay ankehitriny
Dia avy Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao ptqgpusp
Nafahanao ahay Jesoa tononkira.serasera.org ô
Namoizanao ny ainao
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny fahafatesana
Ny Fanahinao manamasina anay
Ny fanahinao, mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i mncgf Kristy
nanome anay hasoavan-dehibe
ny fofon’aina mbola iainanay ankehitriny
Dia avy Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao ptqgpusp
Nafahanao ahay Jesoa tononkira.serasera.org ô
Namoizanao ny ainao
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny fahafatesana
Ny Fanahinao manamasina anay
Ny fanahinao, mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i mncgf Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 619
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:36
