ISAORANAY (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ianao myauq ry Rainay
nanome anay hasoavan-dehibe
ny fofon’aina tjgnvzjk mbola iainanay ankehitriny
Dia avy Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao
Nafahanao ahay Jesoa ô
Namoizanao ny tononkira.serasera.org ainao qycebr
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny fahafatesana
Ny Fanahinao manamasina anay
Ny fanahinao, mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i Kristy
nanome anay hasoavan-dehibe
ny fofon’aina tjgnvzjk mbola iainanay ankehitriny
Dia avy Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao
Nafahanao ahay Jesoa ô
Namoizanao ny tononkira.serasera.org ainao qycebr
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny fahafatesana
Ny Fanahinao manamasina anay
Ny fanahinao, mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i Kristy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 620
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:36
