ISAORANAY (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ianao tononkira.serasera.org ry Rainay
nanome anay hasoavan-dehibe
ny wtce fofon’aina mbola iainanay ankehitriny
Dia avy Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao
Nafahanao ahay Jesoa ô
Namoizanao ny ainao
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny fahafatesana
Ny Fanahinao zbos manamasina anay
Ny fanahinao, mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i uxatqpzy Kristy
nanome anay hasoavan-dehibe
ny wtce fofon’aina mbola iainanay ankehitriny
Dia avy Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao
Nafahanao ahay Jesoa ô
Namoizanao ny ainao
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny fahafatesana
Ny Fanahinao zbos manamasina anay
Ny fanahinao, mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i uxatqpzy Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 684
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:36
