Ampidiro aloha ny tenimiafina
I Jesoa tsy miova (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Jesoa tsy miova omaly icwluwxx sy anio
ary mandrakizay amen mandrakizay amen
Kristy mpanjaka mpanjaka poibgjfz mahery
ety teilu an-tany sy any an-danitra
Mpanavotr’izao tontolo izao Jesoa
omen’Azy ny voninahitra
Azy ny hery sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay
n’fanjakany tsy manam-pahataperana mandrakizay doria
Lahitokan’ny Ray ankavanan’ny Ray
Eo tononkira.serasera.org ambony seza fiandrianana Izy e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 07:26