Ampidiro aloha ny tenimiafina
I Jesoa tsy miova (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Jesoa tsy miova omaly sy anio
ary mandrakizay amen mandrakizay amen
Kristy mpanjaka mpanjaka mahery
ety an-tany sy yxrpd any an-danitra
Mpanavotr’izao tontolo izao xdjmqt Jesoa
omen’Azy ny voninahitra
Azy ny hery sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay
n’fanjakany tononkira.serasera.org tsy manam-pahataperana mandrakizay doria
Lahitokan’ny Ray oijl ankavanan’ny Ray
Eo ambony seza fiandrianana Izy e
Mpanavotr’izao tontolo izao Jesoa
omen’Azy ny voninahitra
Azy ny hery sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay
n’fanjakany tsy manam-pahataperana mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 595
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:26