I Jesoa tsy miova (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I eemzhch Jesoa tsy miova tononkira.serasera.org omaly sy anio
ary mandrakizay amen mandrakizay amen

Kristy mpanjaka mpanjaka mahery
ety an-tany sy any an-danitra

Mpanavotr’izao tontolo izao  Jesoa
omen’Azy ny voninahitra
Azy ny hery sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay
n’fanjakany ulzeue tsy manam-pahataperana mandrakizay doria

Lahitokan’ny Ray  ankavanan’ny Ray
Eo ambony seza fiandrianana Izy e

Mpanavotr’izao tontolo izao  Jesoa
omen’Azy ny voninahitra
Azy ny hery sy ny fahefana dhdjpw mandrakizay mandrakizay
n’fanjakany tsy manam-pahataperana mandrakizay doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 594
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039