Velona ny Tompo (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia (in-8)

Fa velona
Fa velona
Fa velona ny hpgcbf Tompo
Ka mifalia
Ka mifalia
Fa velona ny Tompo.

1.Fa nohon’ny fahotantsika (dia natolony)
Mba ho tononkira.serasera.org famonjena antsika (Natolony)
Sy nohon’ny fitiavany antsika
Ka ny ainy no nafoiny.

Fa afaka hateloana (Dia velona)
Dia velona ny Tompo (Velona)
Tsy voasakan’ny kzcdnt fasana
Ilay zanakin’ny Ray

2.Fa afaka hateloana (Dia velona)
Dia velona ny Tompo (Velona)
Tsy voasakan’ny fasana
Ilay zanakin’ny Ray

Ka tsy foana ny finoantsika (F’efa velona)
Fa velona ny Tompontsika (Velona)
Ka sambatra isika
Izay mino satria tsy nahita.

Aleloia (in-8)
Aleloia, aleloia...

A/C : gewx EPALA Lovasoa Huberto Fortunat

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031