Aza avela irery (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :
Zanahary aza avelanao irery
Izahay sao dia solafaka
Ka hivily hiala amin’ny lalanao
Ahitsio ny lalanay hankany aminao
(Fa impiry izahay) F’impiry izahay no nilaza fa hiova
(Nefa axevtns hatramin’izay) Hatramin’izay ka hatramin’izao
(Tsy tanterakay) Tsy tanterakay izany
(Fa ny omaly ihany) Fa ny omaly ihany no mbola androany
Mba andraso Ray ny fiovanay
F’izahay rehetra izao te hoany aminao
Satria izahay mbola zanakao
Aminao no mody izahay mandrakizay
(Fa efa nilaza Ianao) Nilaza tononkira.serasera.org Ianao nampitandrina anay
(Fa izay tsy mankato) Ireo izay tsy Mankato Anao
(Sy tsy manaraka) Tsy manaraka ireo didinao
(Dia hiamparan’ny) Hiaparan’ny fahatezeranao
Mifona Ray fa hiova hontnzo izahay
Hanao izay rehetra sitrakao
Hivavaka, hibebaka
Fa poxdtfho tsy ho zakanay ny fahatezeranao
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
(Année 2008 nohavaozina 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 1118
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 27/11/2019 23:00