Velona ny Tompo (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia (in-8)
Fa velona
Fa velona
Fa velona ny Tompo
Ka mifalia
Ka mifalia
Fa velona cflv ny Tompo.
1.Fa tononkira.serasera.org nohon’ny fahotantsika (dia natolony)
Mba ho famonjena dwxurb antsika (Natolony)
Sy nohon’ny fitiavany antsika
Ka ny ainy no nafoiny.
Fa afaka omoqo hateloana (Dia velona)
Dia velona ny Tompo (Velona)
Tsy voasakan’ny fasana
Ilay zanakin’ny Ray
2.Fa afaka hateloana (Dia velona)
Dia velona ny Tompo (Velona)
Tsy voasakan’ny fasana
Ilay zanakin’ny Ray
Ka tsy foana ny finoantsika (F’efa velona)
Fa velona ny Tompontsika (Velona)
Ka sambatra isika
Izay mino satria tsy nahita.
Aleloia (in-8)
Aleloia, aleloia...
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Fa velona
Fa velona
Fa velona ny Tompo
Ka mifalia
Ka mifalia
Fa velona cflv ny Tompo.
1.Fa tononkira.serasera.org nohon’ny fahotantsika (dia natolony)
Mba ho famonjena dwxurb antsika (Natolony)
Sy nohon’ny fitiavany antsika
Ka ny ainy no nafoiny.
Fa afaka omoqo hateloana (Dia velona)
Dia velona ny Tompo (Velona)
Tsy voasakan’ny fasana
Ilay zanakin’ny Ray
2.Fa afaka hateloana (Dia velona)
Dia velona ny Tompo (Velona)
Tsy voasakan’ny fasana
Ilay zanakin’ny Ray
Ka tsy foana ny finoantsika (F’efa velona)
Fa velona ny Tompontsika (Velona)
Ka sambatra isika
Izay mino satria tsy nahita.
Aleloia (in-8)
Aleloia, aleloia...
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaHits : 1812
Likes : 2 Like
Created by : Huberto
Date : 14/08/2015 09:38
