Ry fanahin'i Jesoa (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahin’i Jesoa hamasino aho
Ry vatan’i Jesoa Vonjeo aho
Ry ran’i Jesoa hetsaho aho
Ry rano nivoaka tamin’ilan’ny voan’ny Jesoa sasao aho
Ry fijalian’ny Jesoa herezo aho
Ry Jesoa tsara fo henoy aho

Afeno aho, anatin’ny ferinao aho
Aza avela koa hisaraka anao
Arovy aho amin’ny hasoparan’ny fahavalo
Antsoy aho amin’ny andro ahafatesako
Ary koa asaivo hankany aminao
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.

Afeno aho, anatin’ny ferinao aho
Aza avela koa hisaraka anao
Arovy aho amin’ny hasoparan’ny fahavalo
Antsoy aho amin’ny andro ahafatesako
Ary koa asaivo hankany aminao
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.

A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa
Vangy : 947
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Huberto
Daty : 14/08/2015 00:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4018