Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo anay (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-a) Tompo ô
Omeo anay anio
Izay rehetra sitrakao
Eny na tsy mendrika…!
Tompo ô, omeo anay!
b) Ny andronay, tsy misy Tomika
Masoandro vao, mamiratra avy aminao
Ry Fanahy Masina ô! mitoera vnen ao anatinay
Tompo ô, omeo anay!
(1fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
Ilay fahasoavana! epbvcjeb
-Omeo anay, hampandresy anay
Hiasa ao Aminao…
*Fanahy Masina, avia! Midina ety!
Omeo anay ny hatsaranao!
2- Tsy misy akory
Miafina Aminao,
Izay rehetra momba anay,
Mahantra sy feno taraina…!
(2fois) Mba tononkira.serasera.org omeo anay, ny hatsaranao!
(1fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
3- Ny vavaka, ataonay ho an’ny olon-drehetra
Tsy hivadika aminao
Ka owjvi ny andronay ety…!
(2fois) Dia hitory, ilay fitiavanao, mandrakizay!
(2fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
(3 fois) Omeo anay ny hatsaranao!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 250
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 17:36