Omeo anay (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-a) Tompo ôOmeo anay anio
Izay rehetra sitrakao
Eny na tsy mendrika…!
Tompo ô, omeo anay!
b) Ny andronay, tsy misy Tomika
Masoandro vao, mamiratra avy aminao
Ry Fanahy Masina ô! mitoera ao anatinay
Tompo ô, omeo anay!
(1fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
Ilay fahasoavana!
-Omeo anay, hampandresy anay
Hiasa ao Aminao…
*Fanahy Masina, avia! Midina ety!
Omeo anay ny hatsaranao!
2- Tsy misy akory
Miafina Aminao,
Izay rehetra momba anay,
Mahantra sy feno taraina…!
(2fois) Mba omeo anay, ny hatsaranao!
(1fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
3- Ny vavaka, ataonay ho an’ny olon-drehetra
Tsy hivadika aminao
Ka ny andronay ety…!
(2fois) Dia hitory, ilay fitiavanao, mandrakizay!
(2fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
(3 fois) Omeo anay ny hatsaranao!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaHits : 132
Likes : 0 Like
Created by : hubertoepala
Date : 12/02/2026 17:36
