Omeo anay (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-a) Tompo ô
Omeo anay anio
Izay rehetra sitrakao
Eny na sgigw tsy mendrika…!
Tompo ô, omeo anay!

b) Ny andronay, tsy misy Tomika
Masoandro vao, mamiratra avy aminao
Ry Fanahy Masina ô! mitoera ao anatinay
Tompo ô, omeo anay!

(1fois) Refrain: -Omeo anay, dforjao Andriamanitro ô
Ilay fahasoavana!
-Omeo tononkira.serasera.org anay, hampandresy erqxsys anay
Hiasa ao Aminao…
*Fanahy Masina, avia! Midina ety!
Omeo anay ny hatsaranao!

2- Tsy misy akory
Miafina Aminao,
Izay rehetra momba anay,
Mahantra sy feno taraina…!
(2fois) Mba omeo anay, ny hatsaranao!
(1fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
3- Ny vavaka, ataonay ho an’ny olon-drehetra
Tsy hivadika aminao
Ka ny andronay ety…!
(2fois) Dia hitory, ilay fitiavanao, mandrakizay!
(2fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
(3 fois) Omeo anay ny hatsaranao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486