Famonjena (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indreto izahay Jesoa, manandratra ny feonay ;
Mihira ho Anao, mihoby ny hasinao, fa lehibe tokoa otjsjyk Ianao.
Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona ;
Namohy ny Ainao, nanavotra anay, voagejan’ny fahotana.

REF:
Izao tontolo izao, mihaiky ny anaranao
Lehibe ny fahasoavanao, mpanavotra anay Anao
Manantena izahay Jesoa, Ianao rudi hanavotra anay
Hitsara ny olombelona ka hany rahatrizay,
Hahazo ny mandrakizay…

2) tononkira.serasera.org Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona;
Namohy ny Ainao, nanavotra anay, voagejan’ny fahotana.
Indreto izahay Jesoa, manandratra ny feonay;
Mihira ho Anao, mihoby vjocsv ny hasinao, fa lehibe tokoa Ianao.

REF (*2)

Hihira ho Anao, Hihoby ny hasinao, fa lehibe tokoa Ianao (*2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416