Famonjena (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indreto izahay Jesoa, manandratra ny feonay ;
Mihira ho Anao, mihoby ny hasinao, fa lehibe tokoa Ianao.
Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona ;
Namohy ny Ainao, nanavotra anay, voagejan’ny fahotana.

REF:
Izao tontolo izao, tononkira.serasera.org mihaiky ny anaranao
Lehibe ny fahasoavanao, mpanavotra anay auigl Anao
Manantena izahay Jesoa, Ianao hanavotra anay
Hitsara ny olombelona ka hany rahatrizay,
Hahazo ny mandrakizay…

2) Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona;
Namohy ny Ainao, nanavotra anay, voagejan’ny fahotana.
Indreto izahay Jesoa, manandratra ny feonay;
Mihira ho Anao, mihoby ny hasinao, fa iciwqml lehibe tokoa Ianao.

REF (*2)

Hihira ho ilhxp Anao, Hihoby ny hasinao, fa lehibe tokoa Ianao (*2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471