Famonjena (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indreto izahay Jesoa, zraiwso manandratra ny feonay ;
Mihira ho Anao, mihoby ny tononkira.serasera.org hasinao, fa lehibe tokoa Ianao.
Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona ;
Namohy ny Ainao, nanavotra anay, voagejan’ny fahotana.
REF:
Izao tontolo izao, hbqjqzux mihaiky ny anaranao
Lehibe ny fahasoavanao, mpanavotra anay Anao
Manantena izahay Jesoa, Ianao hanavotra anay
Hitsara ny olombelona ka hany rahatrizay,
Hahazo ny mandrakizay…
2) Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona;

Indreto izahay Jesoa, fzzayw manandratra ny feonay;
Mihira ho Anao, mihoby ny hasinao, fa lehibe tokoa Ianao.
REF (*2)
Hihira ho Anao, Hihoby ny hasinao, fa lehibe tokoa Ianao (*2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 396
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 12/02/2026 16:53