FALY MANANA NY RAY (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FALY MANANA NY RAY
1) Faly aho Raiko ô
Fa manana Anao tononkira.serasera.org tia ahy
Fa izaho xpwdox zanakao
No tsy mahavaly ny fitiavanao
2) Hiezaka aho ny hanao
Ireo rehetra izay tianao
Hitandrina ny didinao
Fa izany no sitrakao
3) Aza ariana fa mba raiso
‘Ty zanakao miverina
Ho any Aminao
Fa any ihany no mahasambatra mmjd ahy.
A/C : EPALA ncxubo Lovasoa Huberto Fortunat (Taona 2019)
1) Faly aho Raiko ô
Fa manana Anao tononkira.serasera.org tia ahy
Fa izaho xpwdox zanakao
No tsy mahavaly ny fitiavanao
2) Hiezaka aho ny hanao
Ireo rehetra izay tianao
Hitandrina ny didinao
Fa izany no sitrakao
3) Aza ariana fa mba raiso
‘Ty zanakao miverina
Ho any Aminao
Fa any ihany no mahasambatra mmjd ahy.
A/C : EPALA ncxubo Lovasoa Huberto Fortunat (Taona 2019)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 1034
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 27/11/2019 23:00
