FALY MANANA NY RAY (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FALY MANANA NY RAY
 
1) Faly aho Raiko cdojxcl ô
Fa manana Anao tia ahy
Fa izaho zanakao
No tsy mahavaly ny fitiavanao
 
2) Hiezaka aho ny gbaid hanao
Ireo rehetra izay tianao
Hitandrina ny didinao
Fa izany no sitrakao
 
3) tononkira.serasera.org Aza ariana fa mba raiso
‘Ty zanakao miverina
Ho any Aminao
Fa any ihany no mahasambatra ahy.
 
 
 
A/C : EPALA Lovasoa Huberto rpgjjzzv Fortunat  (Taona 2019)
 

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401