FALY MANANA NY RAY (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FALY MANANA NY tononkira.serasera.org RAY
 
1) Faly aho Raiko ô
Fa manana ngqpt Anao tia ahy
Fa izaho zanakao
No tsy mahavaly ny fitiavanao
 
2) Hiezaka aho ny hanao
Ireo rehetra izay tianao
Hitandrina ny didinao
Fa izany no sitrakao
 
3) Aza ariana fa mba raiso
‘Ty zanakao miverina
Ho any Aminao
Fa paliwt any ihany no mahasambatra ahy.
 
 
 
A/C : EPALA Lovasoa pzarzql Huberto Fortunat  (Taona 2019)
 

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0732