Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ao amin'izy Ray (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao amin’Izy Ray no misy ny fahasoavana.
Ao amin’Izy Ray no misy ny fahasambarana
Izay mino sy matoky tononkira.serasera.org anie tcztzwxc ka tsy mba ho levona!
Fa hitoetra eo ankaikiny eo mandrakizay…
Iny lahitokany imsv iny
Iny rà nalatsany iny
I Jesoa mofo velona
Velona miombona amin’ny fanahy,
“EOKARISTIA”
Ny rà zay nalatsany iny,
Ny nofo aman-dràny iny nomeny antsika
“EOKARISTIA”
Ny fanahy nirahiny iny,
No manentana oxxu ny finoana manomana antsika
Hiaina mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 375
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 16:12