Ao amin'izy Ray (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao amin’Izy Ray no misy iccnde ny fahasoavana.
Ao fhaqtp amin’Izy Ray no misy tlbezdbk ny fahasambarana
Izay mino sy matoky anie ka tsy mba ho levona!
Fa hitoetra eo ankaikiny eo mandrakizay…
Iny lahitokany iny
Iny rà nalatsany iny
I Jesoa mofo velona
Velona miombona amin’ny fanahy,
“EOKARISTIA”
Ny rà zay nalatsany iny,
Ny nofo aman-dràny iny nomeny antsika
“EOKARISTIA”
Ny fanahy nirahiny iny,
No manentana ny finoana manomana antsika
Hiaina tononkira.serasera.org mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407