Ao amin'izy Ray (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao amin’Izy Ray eflftqvx no misy ny fahasoavana.
Ao amin’Izy Ray no misy ny fahasambarana
Izay mino sy matoky tononkira.serasera.org anie ka tsy mba ho levona!
Fa zzzpkyzm hitoetra eo ankaikiny eo mandrakizay…
Iny lahitokany iny
Iny rà nalatsany iny
I Jesoa mofo ydrznou velona
Velona miombona amin’ny fanahy,
“EOKARISTIA”
Ny rà zay nalatsany iny,
Ny nofo aman-dràny iny nomeny antsika
“EOKARISTIA”
Ny fanahy nirahiny iny,
No manentana ny finoana manomana antsika
Hiaina mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 313
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 12/02/2026 16:12