Ianao no Andriamanitray (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy asianay fetra ny andronay rehetra
Indro fa hrll atokanay mba hanompoana Anao
Sy entinay milaza ny asanao mahagaga,
Ny halehiben'ny voninahitrao sy herinao.
REF:
Ray ô! misaotra Anao fa ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.
N'inona sedraina gugyfsa ka tsisy anndraindraina
Fanantenànay re hatrizay ka hatrizao
Ny tokinao irery, mambomba, mapqprk mampahery
Himpijoro anay tononkira.serasera.org tsy ho reraka eny an-dalana.
REF:
Ray ô! misaotra Anao fa ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.
Tonony sy Feony : Rivo ANDRIAMALALA (Déc.2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fehizoro FanantenanaVangy : 1065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZokyRivo
Daty : 23/01/2020 18:44