FOKO TRANON'OMBY (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny foko ry Jesoa no tranon'ombyHomaniko hivantananao
Ka amin'izao noely izao ry Mpamonjy
Mba mandrosoa, mitoera ao.
1.Ny foko ry Jesoa no tranon'omby
Homaniko hivantananao
Ka amin'izao noely izao ry Mpamonjy
Mba mandrosoa, mitoera ao.
REF : Ny lotoko dia hodioviko
Ho mendrika Anao ry Tompo ;
Tsinona akory fa mpanompo maniry aho
Ny mba hiantranoanao ;
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
2.Ny foko ry Jesoa no tranon'omby
Amboariko handraisana Anao ;
Tsy fo tonga lafatra, fa fo voasasatra
Miandrandra ny ho afaka.
2.Ny foko ry Jesoa no tranon'omby
Amboariko handraisana Anao ;
Tsy fo tonga lafatra, fa fo voasasatra
Miandrandra ny ho afaka.
REF : Ny lotoko dia hodioviko
Ho mendrika Anao ry Tompo ;
Tsinona akory fa mpanompo maniry aho
Ny mba hiantranoanao ;
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
REF : Ny lotoko dia hodioviko
Ho mendrika Anao ry Tompo ;
Tsinona akory fa mpanompo maniry aho
Ny mba hiantranoanao ;
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
A/C : Rivo Andriamalala (Nov.2016)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fehizoro FanantenanaVangy : 1138
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZokyRivo
Daty : 29/11/2018 08:44