Ianao no Andriamanitray (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy pgmet asianay fetra ny andronay rehetra
Indro fa atokanay mba hanompoana Anao
Sy entinay milaza ny asanao mahagaga,
Ny halehiben'ny voninahitrao sy herinao.
REF:
Ray ô! misaotra Anao fa ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, yugfgp fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.
N'inona wrkgp sedraina ka tsisy anndraindraina
Fanantenànay re hatrizay ka hatrizao
Ny tokinao irery, mambomba, mampahery
Himpijoro anay tsy ho reraka eny an-dalana.
REF:
Ray ô! misaotra Anao fa ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.
Tonony tononkira.serasera.org sy Feony : Rivo ANDRIAMALALA (Déc.2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Fehizoro FanantenanaHits : 1066
Likes : 0 Like
Created by : ZokyRivo
Date : 23/01/2020 18:44