Ianao no Andriamanitray (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy asianay fetra ny andronay rehetra
Indro fa atokanay mba hanompoana Anao
Sy entinay milaza ny asanao mahagaga,
Ny halehiben'ny voninahitrao sy herinao.
REF:
Ray ô! misaotra Anao fa ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.
N'inona sedraina ka tsisy kuoetl anndraindraina
Fanantenànay re hatrizay ka hatrizao
Ny tokinao irery, mambomba, mampahery
Himpijoro anay tsy ho reraka eny an-dalana.
REF:
Ray ô! misaotra Anao tononkira.serasera.org fa pzrqnjf ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.
Tonony sy Feony : ulnca Rivo ANDRIAMALALA (Déc.2019)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fehizoro FanantenanaVisites : 1064
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZokyRivo
Date : 23/01/2020 18:44