HIAINGA IZAHAY (Faneva 20ème) (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Isaorana Anao ry Ray 'zao tombon-taona izao
Hanovozanay indray hery vaovao
Hianga izahay, andeha hitondra ny hafatrao
Ka apombao anay ny Fanahy Masinao.
2.Fa mbola maro ireo tsy mahalala xscuj anao
Kanefa mba rahalahy tinao ho malalanao
Hiainga izahay, hitory ny fitiavanao
Hamirapiratan'ny voninahitrao.
REF : Fa gvzipr lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
tononkira.serasera.org Mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra
Lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka hanao asa miendrika ny fahalebiazanao.
3.He, roapolo taona izao no nanangananao
Ity fikambananay tanora zandrinao
Hiainga izahay, fa fahasoavanao no nahatoy izao
Dia mbola hanankinanay ny hoavinay.
REF : Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra

Mba hibebaka sy hiverina sfyzeyxf amin'Andriamanitra

Ka hanao asa miendrika ny fahalebiazanao(x3)
Tonony sy Feony : Rivo Andriamalala (2016)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Fehizoro FanantenanaHits : 1212
Likes : 1 Like
Created by : ZokyRivo
Date : 16/11/2018 09:42