Ianao no Andriamanitray (Chorale Fehizoro Fanantenana)

https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-fehizoro-fanantenana/ianao-no-andriamanitray

Tsy asianay fetra ny andronay rehetra
Indro fa atokanay mba hanompoana Anao
Sy entinay milaza ny asanao mahagaga,
Ny halehiben'ny voninahitrao sy herinao.

REF:
Ray ô! misaotra Anao fa ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.

N'inona sedratononkira.serasera.orgina ka tsisy anndraindraina
Fanantenànay re hatrizay ka hatrizao
Ny tokinao irery, mambomba, mampahery
Himpijoro anay tsy ho reraka eny an-dalana.

REF:
Ray ô! misaotra Anao fa ampy ho anay tokoa izao
Ny fiadananao, fitiavanao, fahasoavanao
Indro mbola averinao aminay indray
Fa Ianao no Andriamanitray.

Tonony sy Feony : Rivo ANDRIAMALALA (Déc.2019)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale Fehizoro Fanantenana
Mpamaky : 126
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ZokyRivo
Tamin'ny : 23/01/2020 17:44:24
ID : 12404

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo