Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIAINGA IZAHAY (Faneva 20ème) (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Isaorana Anao ry Ray 'zao tombon-taona izao
Hanovozanay indray hery vaovao
Hianga izahay, andeha hitondra ny hafatrao
Ka apombao anay ny Fanahy Masinao.
2.Fa mbola maro ireo tsy mahalala anao
Kanefa mba rahalahy tinao ho malalanao
Hiainga izahay, hitory ny fitiavanao
Hamirapiratan'ny voninahitrao.
REF : Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra
Lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
uakox Ka hanao asa miendrika ny fahalebiazanao.
3.He, roapolo taona izao no nanangananao
Ity fikambananay uaqei tanora zandrinao
Hiainga izahay, fa fahasoavanao no nahatoy izao
Dia mbola hanankinanay ny hoavinay.

Ka hanao asa miendrika ny fahalebiazanao.

qfmqnxyc Lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka hanao asa miendrika ny fahalebiazanao(x3)
Tonony tononkira.serasera.org sy Feony : Rivo Andriamalala (2016)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fehizoro FanantenanaVisites : 1333
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ZokyRivo
Date : 16/11/2018 09:42