HIAINGA IZAHAY (Faneva 20ème) (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Isaorana Anao ry Ray 'zao tombon-taona izao
Hanovozanay indray hery vaovao
Hianga izahay, andeha hitondra ny hafatrao
Ka apombao anay ny Fanahy Masinao.
2.Fa mbola maro ireo tsy mahalala anao
Kanefa mba rahalahy tinao ho malalanao
Hiainga izahay, tononkira.serasera.org hitory ny fitiavanao
Hamirapiratan'ny voninahitrao.
REF : Fa lozako raha tsy hmiobg mitory ny filazantsara aho
uqyru Mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra
Lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka hanao asa miendrika ny fahalebiazanao.
3.He, roapolo taona izao no nanangananao
Ity fikambananay tanora zandrinao
Hiainga izahay, fa fahasoavanao no nahatoy izao
Dia mbola hanankinanay ny hoavinay.
REF : Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra

fewh Mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra

Ka hanao asa miendrika ny fahalebiazanao(x3)
Tonony sy Feony : Rivo Andriamalala (2016)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fehizoro FanantenanaVangy : 1237
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ZokyRivo
Daty : 16/11/2018 09:42