Ravinkazo (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Toa ravinkazo entin-driaka ny fiainako
     Tsy misy tanjona izay hitodiana
     xvqwri  Raha ts eo ianao Tompo ô, antenaiko
     vrfiw  Henoinao re 'ty feo mitalaho

2-Toa sambokely tononkira.serasera.org entin'ny onja ny fiainako
    opycsk  Tsisy seranana izay hitodiana
     Raha tsy eo ianao Tompo ô, andrandraiko
     Henoinao re ty feo mitalaho

3-Toa voron-kely efa very ny fiainako
    Tsy misy akany izay hilasiana
     Raha tsy eo ianao Tompo ô, hitokiana
    Henoinao re 'ty feo mitalaho

REF: Vonjeonao, arovinao Tompo ô
         Vonjeonao re ty Fanahy, mitady  anao
         Vonjeonao, tantanonao Tompo ô
         Vonjeo re ity fanahy very anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana Anatihazo
Vangy : 2214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 25/06/2016 13:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0557