Mahafinaritra (A/C: Naina Andrianjavony) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!           x2

Ny szng teninao dia mampahery (mampahery)
Sady fanilo manazava (manazava)
Raha eo Ianao tsy mba ho very (tsy ho xuenptl very)
Ny aizim-pito koa hisava (haleloia)
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!

Shalalala (shalalala)
Shalalala (shalalala)

Shalalala
shalalala

Ny Anjelinao dia tena tononkira.serasera.org miaro (tena miaro)
Mitoby manodidina ahy (mamonjy ahy)
Ianao Jesoa tsy atakalo (tsy atakalo)
Satria efa nanavotra ahy (haleloia)

Mankalaza Anao
Mankasitraka
Famonjena vitanao
No hiravoako izao
Fa omena hery vao ‘zay mandray Anao

Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!
Mahafinaritra toaql (x2)
Ny miaraka Aminao Jesoa!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284