Mahafinaritra (A/C: Naina Andrianjavony) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!      tononkira.serasera.org      x2

Ny teninao dia mampahery (mampahery)
Sady fanilo manazava (manazava)
Raha eo Ianao tsy mba ho very (tsy ho very)
Ny aizim-pito koa hisava (haleloia)
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!

Shalalala (shalalala)
Shalalala (shalalala)

Shalalala
shalalala

Ny Anjelinao dia qduogx tena miaro (tena miaro)
Mitoby manodidina ahy (mamonjy ahy)
Ianao lpilhxh Jesoa tsy atakalo (tsy atakalo)
Satria efa nanavotra ahy (haleloia)

Mankalaza Anao
Mankasitraka
Famonjena vitanao
No hiravoako izao
Fa omena hery vao ‘zay mandray Anao

Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!
Mahafinaritra (x2)
Ny fuqrs miaraka Aminao Jesoa!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298