Atokako ho Anao (Kirk Franklin / Always) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho
Nanota ka dia meloka
‘Reo namana dia nandao ahy
Ninia tsy niaino aho
Fa Namana Iray no tia
Mahafantatra ny amiko ( ny amiko)
Ireo ota sasany avokoa
Fiadanana no atolony

Ref: Jesô maty ho ahy Ianao
Nanolotena hijaly ho ahy
Ka n’aiza hitondranao ahy
Ny tenako atokako ho Anao
Ianao manendry ny ao am-po
Ka ravo ny fanahiko
Ny fiainako atolotro
Ho Anao tena tia ahy
Raha ketraka sy kivy koa
Ianao mamelona ao am-po
Ampelatananao no hisy ahy
Manafaka sy Manadio ahy Ianao

Ref: Jesô maty ho ahy Ianao
Nanolotena hijaly ho ahy
Ka n’aiza hitondranao ahy
Ny tenako atokako ho Anao
Niova koa ny fianako
Raha niantso Anao ry Tompo soa!
Ka n’inona fitondranao
Ny tenako atokako ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)
Vangy : 2074
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ste2006
Daty : 14/05/2012 10:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3172