FAHASOAVANÔ RAY (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Misaotra Anô Zagnahary Babanay
Amin’ny raha jiaby vitanô isan’andro isan’aligna eh!
Fideràgna arô, amianay Anô niany eh!
Fitiavanô anè ôlo jiaby tsy vôtanisa arô!

1- Zagnahary anô arailay fôgna no mpamonjy anè
Lètry ‘zahay vô teraka de efa voasôratra ho mpanota
Kanefa Ray mbôla tsy nambelanô ho very nè zahay
Fa ny fahasoavanô no naha karan-jô anay.

2- Any avy @ hafinoanô no nandraisanay
Fahasoavagna ampiàgna fahasoavagna
Aterinay aketo niany arô ry Ray ny fisaoranay Anô
Satrià kô tsisy Anô zahay tsisy raha vitanay
Prelude:
Zagnahary ô mbô tandrigneso ‘reto zanakao
Fa ny fahasoavanô no naha karan-jô anay
Misaotra Anô zahay, Mihoby ny hasinô zahay
Fa ny fahasoavanô, Naha karan-jô anay
Na de ratsy anié, Zahay olombelogno oh
Tsy nambelanô nefa zè ry Ray,Fa mbôla namindranaô fo.

Tonony sy feony : Joel Ranasy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)
Vangy : 1037
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ste2006
Daty : 06/01/2015 14:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.102