Mahafinaritra (A/C: Naina Andrianjavony) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny srlvsnp miaraka Aminao Jesô! x2
Ny teninao dia mampahery (mampahery)
Sady fanilo manazava (manazava)
Raha eo Ianao icixw tsy mba ho very (tsy ho very)
Ny aizim-pito koa hisava (haleloia)
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!
Shalalala (shalalala)
Shalalala (shalalala)
Shalalala
shalalala
Ny Anjelinao dia tena miaro (tena miaro)
Mitoby manodidina ahy (mamonjy ahy)
Ianao Jesoa tsy mgwjtawe atakalo (tsy atakalo)
Satria efa nanavotra ahy (haleloia)
Mankalaza Anao
Mankasitraka
Famonjena vitanao
No hiravoako izao
Fa omena hery vao ‘zay mandray Anao
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!
Mahafinaritra (x2)
Ny miaraka tononkira.serasera.org Aminao Jesoa!
Ny srlvsnp miaraka Aminao Jesô! x2
Ny teninao dia mampahery (mampahery)
Sady fanilo manazava (manazava)
Raha eo Ianao icixw tsy mba ho very (tsy ho very)
Ny aizim-pito koa hisava (haleloia)
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!
Shalalala (shalalala)
Shalalala (shalalala)
Shalalala
shalalala
Ny Anjelinao dia tena miaro (tena miaro)
Mitoby manodidina ahy (mamonjy ahy)
Ianao Jesoa tsy mgwjtawe atakalo (tsy atakalo)
Satria efa nanavotra ahy (haleloia)
Mankalaza Anao
Mankasitraka
Famonjena vitanao
No hiravoako izao
Fa omena hery vao ‘zay mandray Anao
Mahafinaritra, mahafaly koa
Ny miaraka Aminao Jesô!
Mahafinaritra (x2)
Ny miaraka tononkira.serasera.org Aminao Jesoa!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)Vangy : 2211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ste2006
Daty : 14/05/2012 11:07
