ATOKAKO HO ANAO A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho, Nanota ka dia meloka
‘Reo namana dia nandao ahy, Ninia tsy niaino aho
      Fa mayojjr Namana Iray no tia, Mahafantatra ny amiko ( ny amiko)
      Ireo ota sasany avokoa, Fiadanana no atolony

Ref:     Jesô maty ho ahy Ianao,  Nanolotena hijaly ho ahy
            Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
Ianao manendry ny ao am-po, Ka ravo ny fanahiko
Ny fiainako atolotro, Ho Anao tena tia ahy
        Raha ketraka sy kivy koa, Ianao mamelona ao am-po
        Ampelatananao no hisy ahy, Manafaka sy Manadio ahy Ianao

Ref: tononkira.serasera.org Jesô maty ho ahy Ianao, Nanolotena hijaly ho ahy
      zbjpnc   Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
               Niova koa ny fianako, Raha niantso Anao ry Tompo soa!
               Ka n’inona rlyfc fitondranao, Ny tenako atokako ho Anao
A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417