Miangavy (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safidinao ny wreci handeha
Hanaraka azy any ianao
Hanorina fiainambaovao
Hanalavitra ahy
Efa nosaininao ve?
izy iny anie tsy fantatrao akory
Tsy fantatrao izay tena avy ao ampony
Hoe tena tia izy ve sa ilalao
ref : Fa zah tsy hanakana izay tononkira.serasera.org sitraponao
Ataovy foana rah mahasambatra anao
Fa fanahiana ny ahy , kqtvyu Hoe sanatria ianao
Tsy tena tiany fa ataony kilalao
Hitombo eny iany mantsy ny fotoana
ianao hatsapa fijaliana foana
Mba fiangaviana ny ahy, rah azo atao moa re
Mijanona fa aza mandeh
Aza mandeha
ianao hatrizay tsy nahatsapa nijaly
tsy fantatrao izany fijaliana izany
teto amiko ianao tsy mbola nitomany
ref : Fa zah tsy hanakana izay sitraponao
Ataovy foana rah mahasambatra anao
Fa fanahiana ny jqygstqf ahy , Hoe sanatria ianao

--------
Rohy: