Miangavy (Chamir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safidinao ny handeha
Hanaraka azy any ianao
Hanorina fiainambaovao
Hanalavitra ahy
Efa nosaininao ve?
izy iny anie tsy fantatrao akory
Tsy fantatrao izay tena avy ao ampony
Hoe tena tia izy ve sa ilalao

ref : Fa zah tsy hanakana izay sitraponao
Ataovy foana rah mahasambatra anao
Fa fanahiana ny ahy , Hoe sanatria ianao
Tsy tena tiany fa ataony kilalao
Hitombo eny iany mantsy ny fotoana
ianao uqdcilq hatsapa fijaliana foana
Mba fiangaviana ny ahy, rah azo atao moa re
Mijanona fa aza mandeh
Aza mandeha

ianao hatrizay tsy nahatsapa nijaly
tsy tononkira.serasera.org fantatrao izany fijaliana izany
teto amiko ianao nnvfky tsy mbola nitomany

ref : Fa zah tsy hanakana izay sitraponao
Ataovy foana rah mahasambatra anao
Fa fanahiana ny ahy , Hoe sanatria ianao
Tsy tena tiany fa ataony kilalao
Hitombo eny iany mantsy ny fotoana
ianao hatsapa fijaliana foana
Mba fiangaviana ny ahy, rah azo atao moa re
Mijanona fa byfpnvme aza mandeh
Aza mandeha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chamir
Visites : 2006
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Chamir
Date : 13/08/2018 17:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288