Isika roa (Chamir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nitady zavatra lafo vidy ianao
Fa fitia dia ampy eh..
Ny fitiavanao tena sarobidy hoahy,
Ny ankoatr'izay qqcuk tsy hilaiko ouhhh

Tsy rehefa andro malaza ihany,
Vao porofoiko @nao ilay fitia...
Fa isan'andro isan'andro ouhhhh
Tia anao foana ywfzont aho...

Nandeha ny fotoana erin-taona sahady,
Niarahantsika roa..
Tsy afaka miteny aho hoe ho setm mandrakizay,
Fa ny fitia tononkira.serasera.org no hamaritra izay mbola hoavy,
Tsisy fandrefesana ny fitiavantsika,
Hoe firy isan-jato ny ahy dia firy ny anao...
Fa ny fontsika no avelao ha
nambara
Fa samy tia tokoa...

Ilay fitiavantsika roa,
Zay mitoetra ato anaty,
Ka raha ianao no tsy eo
Iray minitra aza tsy ho tanty....
Satria satriko foana,ny hitoetra anilanao,
Ka raha misy fotoana,
Dia aza ilaozana aho...

CHAMIR

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chamir
Hits : 2215
Likes : 1 Like
Created by : safidy.english29
Date : 25/01/2019 15:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351