Isika roa (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nitady zavatra lafo vidy ianao
Fa fitia dia ampy eh..
Ny fitiavanao tena uwbdxme sarobidy hoahy,
Ny ankoatr'izay tsy hilaiko ouhhh
Tsy rehefa andro tononkira.serasera.org malaza ihany,
Vao porofoiko @nao ilay fitia...
Fa isan'andro isan'andro ouhhhh
Tia anao foana aho...
Nandeha ny fotoana erin-taona sahady,
Niarahantsika roa..
Tsy afaka iwadzkti miteny aho hoe ho mandrakizay,
Fa ny fitia no hamaritra izay mbola hoavy,
Tsisy fandrefesana ny fitiavantsika,
Hoe firy isan-jato ny ahy dia firy ny anao...
Fa ny fontsika no avelao ha
nambara
Fa samy tia tokoa...
Ilay fitiavantsika uwyufej roa,
Zay mitoetra ato anaty,
Ka raha ianao no tsy eo
Iray minitra aza tsy ho tanty....
Satria satriko foana,ny hitoetra anilanao,
Ka raha misy fotoana,
Dia aza ilaozana aho...
CHAMIR

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ChamirHits : 2216
Likes : 1 Like
Created by : safidy.english29
Date : 25/01/2019 15:38