VAVAKA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dgbbk Apetrako eo am-pelatananao
Ny fiainako Ray, mba ho aminao
Izay faniriako, efa fantatrao
Ny hany tiako, hotantananao
Ianao no mpiambina ahy
Hery kvmch sy ozpmprph tanjako
Ny vavaka asandratro anao
Ny vavaka asandratro anao
Raha lavitra anao mety ho potraka
Tompo o! ampio aho tsy ho trotraka
Aoka hitoetra ny tononkira.serasera.org fitiavana
Mba hitomboan’ny fahasoavana
Betty 2006
Ny fiainako Ray, mba ho aminao
Izay faniriako, efa fantatrao
Ny hany tiako, hotantananao
Ianao no mpiambina ahy
Hery kvmch sy ozpmprph tanjako
Ny vavaka asandratro anao
Ny vavaka asandratro anao
Raha lavitra anao mety ho potraka
Tompo o! ampio aho tsy ho trotraka
Aoka hitoetra ny tononkira.serasera.org fitiavana
Mba hitomboan’ny fahasoavana
Betty 2006
--------
Lien:
